« Fiofanana momba ny Fitantanana ny Tranga Fandotoana an-dranomasina: Fiarovana sy Fiaraha-miasa amin’ny Fandotoana sy Fandotoana Vokatry ny Fandoroana Solika »

« Fiofanana momba ny Fitantanana ny Tranga Fandotoana an-dranomasina: Fiarovana sy Fiaraha-miasa amin’ny Fandotoana sy Fandotoana Vokatry ny Fandoroana Solika »

𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗮𝗺𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗿𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 maro isan-karazany ny 𝗳𝗮𝗿𝗶-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 ao amin’ny ranomasimbe Indiana sy Lakandranon’i Mozambika. Betsaka arak’izany ny 𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 raha...
Tetikasa Fambolen-kazo sy Fanabeazana Tontolo Iainana: Fiara-miasa eo amin’ny Fiangonana Katolika sy ny Ministeran’ny Tontolo Iainana

Tetikasa Fambolen-kazo sy Fanabeazana Tontolo Iainana: Fiara-miasa eo amin’ny Fiangonana Katolika sy ny Ministeran’ny Tontolo Iainana

Tetikasa iarahan’ny 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗮𝘁𝗼𝗹𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 #MEDD ny tetikasa 𝗗𝗶𝗼𝘀𝗲𝘇𝘆 𝗺𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 izay hifantoka manokana amin’ny fanatanterahana 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮. Ao anatin’izao vanim-potoana...
Lancement du projet de concession des parcs nationaux de Madagascar : Pour un écotourisme durable et la préservation de la biodiversité

Lancement du projet de concession des parcs nationaux de Madagascar : Pour un écotourisme durable et la préservation de la biodiversité

Le gouvernement lance un projet de mise en concession des parcs nationaux, visant à promouvoir un écotourisme durable et haut de gamme. Ce projet, mené par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲 (𝗠𝗘𝗗𝗗), 𝗹𝗲 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝘂 𝗧𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝗺𝗲 𝗲𝘁 𝗱𝗲...
« Madagasikara sy ny Fandraisany Anjara amin’ny Fivoriambe Iraisam-pirenena COP: Vina, Fampandrosoana ary Vahaolana ho an’ny Tontolo Iainana »

« Madagasikara sy ny Fandraisany Anjara amin’ny Fivoriambe Iraisam-pirenena COP: Vina, Fampandrosoana ary Vahaolana ho an’ny Tontolo Iainana »

𝟭𝟳 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 – 𝗛𝗼̂𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 – Nanatanteraka tatitra mahakasika ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara tamin’ireo fivoriambe iraisam-pirenena #COP ao anatin’ny Fifanarahan’i Rio ireo delegasiona nandray anjara tamin’izany izay notarihan’Andriamatoa...