ยซย Fiofanana momba ny Fitantanana ny Tranga Fandotoana an-dranomasina: Fiarovana sy Fiaraha-miasa amin’ny Fandotoana sy Fandotoana Vokatry ny Fandoroana Solikaย ยป



๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ.

Niatrika fiofanana manokana mahakasika ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ผ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐ฐ๐ถ๐ฑ๐ฒ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ด๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฆ๐๐๐๐ฒ๐บ (๐๐ ๐ฆ ๐ฏ๐ฌ๐ฌ) ireo mpiantsehatra voakasika aminโny ady aminโny fandotoana an-dranomasina nahitana ny teknisianina avy eto anivonโny
#MEDD, ny
#ONE ny rantsa mangaika isan-tsokajiny ary ireo ministera voakasika mivantana, entina manamafy ny fahaiza-manaonโizy ireo.


Ny ๐ข๐ฟ๐ด๐ฎ๐ป๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐๐๐๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐ฟ๐ฒ ๐น’๐๐๐ฒฬ๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฑ๐ฒ ๐ฃ๐ผ๐น๐น๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฒ (
#OLEP) sy ny ๐๐ผ๐ถ๐ป๐ ๐ก๐ฎ๐๐๐ฟ๐ฒ ๐๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐บ๐บ๐ถ๐๐๐ฒ๐ฒ (
#JNCC) no nikarakara ity fampiofanana ity izay notanterahina ny 18 โ 21 febroary 2025.


Date de publication : 25 fรฉvrier 2025