𝗠𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗗𝗗 𝗻𝘆 𝗙𝗼𝗻𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗲𝘃𝗮

𝗠𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗗𝗗 𝗻𝘆 𝗙𝗼𝗻𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗲𝘃𝗮

𝘈𝘯𝘵𝘴𝘢𝘩𝘢𝘷𝘰𝘭𝘢,  3 𝘯𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Mpiara-miombon’antoka lehibe iray mifanome tanana amin’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 (#𝗠𝗘𝗗𝗗) amin’ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘃𝗼𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶-𝗽𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆...
Akon’ny fananganan-tsaina

Akon’ny fananganan-tsaina

𝘈𝘯𝘵𝘴𝘢𝘩𝘢𝘷𝘰𝘭𝘢,  3 𝘯𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Nandritra ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 notanterahina teto Antsahavola anio alatsinainy no fotoana nandraisan’ny mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) an’Andriamatoa 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗶𝗰𝗸𝗮𝗲̈𝗹...
𝗡𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮, 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗴𝗼𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝘁𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻’𝗵𝗮𝗯𝗮𝗸𝗮𝗯𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗹𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼

𝗡𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮, 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗴𝗼𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝘁𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻’𝗵𝗮𝗯𝗮𝗸𝗮𝗯𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗹𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼

𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮  Amin’izao ankatoky ny fahavaratra izao dia miakatra ny tahan’ny hafanana izay miteraka ny fihenan’ny fitsokan’ny rivotra. Mitsingevana eny amin’ny athmosphère arak’izany ireo Particules Fines (PM), singa madinika miteraka ny fahalotoan’ny...