par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
« Ny famatsiam-bola hiarovana ny fiainana dia : miasa ho an’ny zanak’olombelona sy ny planeta ». Ny fivoriana faha-68 ny Firenena mikambana notanterahina ny 20 desambra 2013 no nanambarana fa ny andron’ny 3 martsa dia natokana ho « Andro maneran-tany...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 28, 2025
𝗩𝗼𝗮𝘁𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗵𝗼 𝗗𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗱’𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗰𝗼𝗻𝗼𝗺𝗶𝗲 𝗩𝗲𝗿𝘁𝗲 𝗲𝘁 𝗕𝗹𝗲𝘂𝗲 (#DEVB) eto anivon’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 26 febroary 2025 teo 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 28, 2025
Le 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗱𝗲 𝗥𝗲́𝗱𝘂𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗘́𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗔𝘁𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 (𝗣𝗥𝗘-𝗔𝗔) est une initiative reposant sur le mécanisme REDD+, qui valorise la 𝗽𝗿𝗼𝘁𝗲𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗳𝗼𝗿𝗲̂𝘁𝘀, 𝗹𝗲 𝗱𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲́𝗰𝗼𝗻𝗼𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗲𝘁 𝗹𝗮 𝗹𝘂𝘁𝘁𝗲 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗹𝗲 𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗰𝗹𝗶𝗺𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲. Mis en œuvre par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 28, 2025
𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸𝗮𝗱𝘆 𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 : 𝗡𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗴𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝘁𝗵𝗲́𝗺𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗺𝗮𝗻𝗴𝗿𝗼𝘃𝗲. 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲𝗹𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗺𝗶𝗱𝗮𝗱𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮. Araka ny fanombanana natao ny taona 2019 dia mirefy 390 853Ha ny totalin’ny velarana ala honko eto...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 28, 2025
“Ny Ala, antoky ny Rano sy Angovo” Tao anatin’ny firaisankina sy fiaraha-mientana no nanatanterahana ny fambolen-kazo tao Antseseha, fokontany Manamby, distrikan’i Mahabo – Faritra Menabe. Zanakazo 8000 isa no voavoly tamin’izany. Nitarika ny fambolen-kazo ny...