Fanamafisana ny Fiaroana ny Ala Honko: Fampanantenana sy Asa Vondrona ‘Groupe Thématique Mangrove


𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲𝗹𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗺𝗶𝗱𝗮𝗱𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮. Araka ny fanombanana natao ny taona 2019 dia mirefy 390 853Ha ny totalin’ny velarana ala honko eto amintsika, izany hoe ny 𝟯𝟳% 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗺𝗯𝗲 𝗜𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮.


Ho 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 dia natsangana ny “𝗚𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝗧𝗵𝗲́𝗺𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗿𝗼𝘃𝗲 (
#GTM)” entina andrindrana ny 𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗼𝗵𝗶𝘃𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼. Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny « 𝗦𝘁𝗿𝗮𝘁𝗲́𝗴𝗶𝗲 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗚𝗲𝘀𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗜𝗻𝘁𝗲́𝗴𝗿𝗲́𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘́𝗰𝗼𝘀𝘆𝘀𝘁𝗲̀𝗺𝗲 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗿𝗼𝘃𝗲𝘀 (
#𝗦𝗡𝗚𝗜𝗠) » ny fametrahana ity vondrona ity izay ahitana ny mpisehatra isan-tsokajiny amin’ny fitantanana maharitra ny ala honko.


Ny 25 febroary 2025 teo no 𝗻𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 “𝗴𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝘁𝗵𝗲́𝗺𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗺𝗮𝗻𝗴𝗿𝗼𝘃𝗲” ity nametraka ny 𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿’𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗶𝘁𝘆.
Date de publication : 28 février 2025