Fanendrena ny Tale Mpanampy amin’ny Fampiroboroboana ny Toekarena Maitso sy Mena: Andriamatoa Andriantsihala Nolave Luck Aristide
Dรฉveloppement durableEnvironnement

๐ฉ๐ผ๐ฎ๐๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ต๐ผ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฐ๐๐ฒ๐๐ฟ ๐ฑโ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐๐ถ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐บ๐ผ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐นโ๐๐ฐ๐ผ๐ป๐ผ๐บ๐ถ๐ฒ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐๐ฒ ๐ฒ๐ ๐๐น๐ฒ๐๐ฒ (
#DEVB) eto anivonโny Ministeranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 26 febroary 2025 teo ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐ ๐ก๐ผ๐น๐ฎ๐๐ฒ ๐๐๐ฐ๐ธ ๐๐ฟ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ฒ.


Notontosaina anio 27 febroary 2025 tao Antsahavola ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ teo aminy sy Ramatoa RATRIMOSON Nirinahoelisoa izay nisahana izany andraikitra izany teo aloha.

๐ก๐ถ๐๐๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐๐ ๐ป๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ผ๐ฎ an-Andriamatoa ANDRIANTSIHALA Nolave Luck Aristide hahavita be amin’ny adidy sy andraikitra miandry azy ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ฆ๐ฒ๐ธ๐ฟ๐ฒ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐น๐, ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐ป๐ถ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ taminโizao famindranโandraikitra izao, sy ny mpiara-miasa eto anivon’ny MEDD.
Date de publication : 28 fรฉvrier 2025