Fambolen-kazo ao Antseseha, Fiaraha-mientana ho Fiarovana ny Tontolo Iainana sy ny Hoavy

Tao anatin’ny firaisankina sy fiaraha-mientana no nanatanterahana ny fambolen-kazo tao Antseseha, fokontany Manamby, distrikan’i Mahabo – Faritra Menabe.


Zanakazo 8000 isa no voavoly tamin’izany. Nitarika ny fambolen-kazo ny Lehiben’ny distrikan’i Mahabo notronin’ireo sampan-draharahamparitry ny Ministera isan-tsokajiny ary ny fokonolona eny ifotony.
Date de publication : 28 février 2025