Nanantanteraka fambolen-kazo ho fanarenana Ala nanahary tao amin’ny alan’ Antavolobe, tantanan’ny VOI Iaroka n’y Tetikasa ABS-MADA, ao amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy Fanbdrosoana Lovainjafy. Ny Tetikasa moa dia mikendry ny hampandehanana feno ny fifanarahan’i Nagoya mikasika ny fitrandrahana sy fizarana