📝LAHARANA AZAHOANA IREO FITALEAVAM-PARITRA📝

📝LAHARANA AZAHOANA IREO FITALEAVAM-PARITRA📝

📢📢📢Ho fanamoràna sy fandrindràna ny fizaràna zanakazo isaky ny faritra dia ireto zaraina amintsika ireto ny laharana antsoina mifanandrify amin’ny fitaleavam-paritra tsirairay avy.

📝Azontsika anontaniana ny karazan-janakazo ilaintsika ary ny toerana anatonana hakàna izany.

🌳Ho iray isika anatin’ny fanamaitsoana hatrany an’i Madagasikara.

Evenements

Thématiques
<