Nanamafy niaraka tamin’ireo ankizy mpitondra tenin’ny UNICEF toa azy i Lova Renée nitondra ny hafatry ny ankizy ho an’ny ireo mpitondra manerantany : “Tokony tsy tokony hijanona amin’ny fampanantenana ity cop28 ity hoy izy ireo fa irosoana ny fanatanterahana izay tapaka”.