ADY AMIN’NY KOLIKOLY

ADY AMIN’NY KOLIKOLY

Anio 9 desambra no anamarihana ny Andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly. Nandritra izany fankalazana izany dia nisy ny fanolorana ny loka tamin’ny fifaninanana fanehoana tahirin-tsary na “podcast” tsara indrindra niarahana tamin’ny Birao Mahaleotena iadiana amin’ny Kolikoly #BIANCO mahakasika ny fanentanana amin’ny ady amin’ny kolikoly izay nandraisan’ny Ministera rehetra anjara.

 

 

🌱Nahazo ny loka voalohany tamin’izany ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy #MEDD tamin’ny alalan’ny Fitaleavana miandraikitra ny ady amin’ny kolikoly #DULC “Direction de l’Unité de Lutte contre la Corruption”.

🌱Iray amin’ireo soridalana fototra ho an’ny MEDD ny ady amin’ny kolikoly ka nahazoana izao vokatra izao.

Evenements

Thématiques
<