Tanterahina eto Betioky Atsimo ny hetsika fanombohana ny fampahafantarana ny fisitrahana #karatany ato amin’ny Faritra Atsimo Andrefana izay tarihan-dRamatoa Minisitra VINA Marie-Orléa, Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy.

Tanterahina eto Betioky Atsimo ny hetsika fanombohana ny fampahafantarana ny fisitrahana #karatany ato amin’ny Faritra Atsimo Andrefana izay tarihan-dRamatoa Minisitra VINA Marie-Orléa, Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy no sady Minisitra Coach ny Faritra Atsimo Andrefana.

Manotrona izao hetsika izao ihany koa ny Governoran’Atsimo Andrefana, ny Vice Président Sénat amin’ny amin’ny Faritra Atsimo, Senatora, Solombavambahoaka sy Ben’ny Tanàna maro.

👉Fanamby napetraky ny Filohan’ny Repoblika ny hizarana karatany miisa 2 tapitrisa manerana an’i Madagasikara ho an’ny teratany Malagasy tsy ankanavaka.

👉👉Nanolotra moto ho an’ireo Ben’ny Tanàna ao amin’ny Distrikan’i Betioky, Ampanihy ary Benenitra, kits solaires, fiara ambulance ary fanamafisam-peo avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ihany koa Ramatoa Minisitra.

Evenements

Thématiques
<