26 Jona 2023 : Fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara

26 Jona 2023 : Fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara

Malagasy miray hina, Madagasikara mandroso.

🌿Mandray anjara amin’ny matso lehibe tanterahina eto Mahamasina ireo Mpianala avy eto anivon’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy. Andriamatoa RAJAONARISOA Livaharimanitra, Ingénieur principal des Eaux et Forêts no mitarika ny matso avy amin’ny Vondron’ny Rano sy Ala.

 

 

Evenements

Thématiques
<