ADY AMIN’NY KOLIKOLY ETO AMIN’NY MEDD

ADY AMIN’NY KOLIKOLY ETO AMIN’NY MEDD

 

 

 

 

 

Ho fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly eto anivon’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy dia nanome fampiofanana ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny MEDD foibe ny Fitaleavana misahana ny ady amin’ny kolikoly eto anivon’ny Ministera #ULC. Ny fanatsarana ny “standard de service” na ireo fenitra amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto anivon’ny Ministera, ny fandraisana ny fitorohana sy fitarainana amin’ny tranga ahitana kolikoly ara-tontolo iainana ary fampahafantarana ny votoatin’ny Politika Anatiny amin’ny Ady amin’ny Kolikoly novolavolaina ho an’ny MEDD no nifanakalozana tamin’izany.

Evenements

Thématiques
<