FAMINDRAM-PITANTANANA

FAMINDRAM-PITANTANANA
✅ Voatendry ho Talem-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy eto Analamanga tamin’ny Filankevitry ny Minisitra ny 21 desambra 2022 teo Ramatoa LOVANIRINA Vololoniaina.
Izy no handimby ny toeran’Andriamatoa RAKOTOSON Sitraka , Talem-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy Analamanga mpisolo toerana.
✅ Notontosaina 22 desambra 2022 ny famindran’andraikitra teo amin’izy mianadahy ary tamim-pirahalahiana no nanatanterahana izany teny Antsahavola.
✅ Nisaotra sy nankasitraka ny DREDD Analamanga mpisolo toerana ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, VINA Marie-Orléa, ary nitso-drano sy nirarisoa ny DREDD vaovao ihany koa hahavita be amin’ny adidy aman’andraikitra izay miandry azy.

Evenements

Thématiques
<