FIZARAM-BAOVAO

FIZARAM-BAOVAO

Saritany 1: Vinavinan’ny afo mety hitranga ho an’ny rahampitso 14 oktobra. Ny mba hisorohana sy hiomanana amin’izay fepetra tokony horaisina no anton’ny fizaràn’ireo teknisiana izao. Singa maro isan-karazany no iasan’ireo teknisianina ahafahana maminavina ny taha ny mety hampisy ny afo na tsia. Tafiditra ao anatin’izany ny tahan’ny hafanana, ny hamandoana, ny fitsokan’ny rivotra,…

Saritany 2: ireo tebok’afo omaly 12 oktobra . Nahatratra 3640 ny isan’izany omaly.

#ndaohiadyamin_ny_afo

 

Evenements

Thématiques
<