Ireo tebok’afo nitranga teto Madagasikara ny 09 oktobra 2022 sy ny mety ho toetrin’ny afo ny 10 oktobra 2022.

Ireo tebok’afo nitranga teto Madagasikara ny 09 oktobra 2022 sy ny mety ho toetrin’ny afo ny 10 oktobra 2022.

🔴SARITANY 1 : TEBOK’AFO NY 09 OKTOBRA 2022

Ho an’ny andron’ny 9 oktobra 2022 dia nahitana tebok’afo miisa 1054 manerana an’i Madagasikara.

Ny tapany andrefan’i Madagasikara no tena ahitana afo ankehitriny noho ny hafanana sy ny hain-tany izay.

✅️SARITANY 2 : TOETRY NY AFO NY 10 OKTOBRA 2022

Saritany maneho ny mety ho toetry ny afo hiomanana sy hisorohana amin’ny mety mety hisian’ny firehetrana vokatry ny hafanana sy ny hain-tany.

Evenements

Thématiques
<