AM-PERINASA NY ”CELLULE DE CRISE” MISOROKA SY MIADY AMIN’NY DORO TANETY

AM-PERINASA NY ”CELLULE DE CRISE” MISOROKA SY MIADY AMIN’NY DORO TANETY

🟢Nikaon-doha teny anivon’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy androany maraina ny “Cellule de crise” iatrehana ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala izay mitranga ankehitriny.

Seha-panjakana marolafy izay voakasika mivantana amin’ny ady ami’ny afo no mifarimbona amin’izany izay ahitana ny MEDD, BNGRC, MID , CPGU, MINAE, MCC, MDN, MNDPT, MEN, SEG, MSP, MTN, MEF sy ny MEAH ary ny MINJUS.

🟢Hamafisina ary hisandrahaka manerana an’i Madagasikara ny ady amin’ny afo ary torak’izany ihany koa ny fepetra izay ho raisina manoloana ny fampiharana ny lalàna ho an’ireo izay mandoro tanety sy mandoro ala.

Evenements

Thématiques
<