FIKAJIANA ALA HONKO AO MENABE: LAHARAMPAHAMEHANA NY FAMPANDRAISANA ANDRAIKITRA IREO VONDRON’OLONA IFOTONY

FIKAJIANA ALA HONKO AO  MENABE: LAHARAMPAHAMEHANA NY FAMPANDRAISANA ANDRAIKITRA IREO VONDRON’OLONA IFOTONY

🌿Tanteraka ny 16 ka hatramin’ny 20 aogositra teo ny fakankevitra, ny famaritana ny drafipanajariana sy ny fametrahana ireo takelam-pamantarana ireo feferana ny faritr’ala honko tamin’ny Vondron’olona ifotony, tao amin’ny fokontany Marovitiky kaominina Belo sur Mer ,distrikan’i Morondava faritra Menabe. Torak’izany ihany koa ny famindram-pitantanana io faritr’ala honko io izay horaisin’ny Vondron’olona ifotony ao an-toerana.

🌿Ny fampandraisana andraikitra sy anjara ny fokonolona amin’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fananganana Vondron’olona ifotony na VOI no tanjona.

🙏Ny Blue ventures no nitantsoroka tamin’izany famitana asa izany.

Evenements

Thématiques
<