๐ฟ๐๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ ๐ ๐๐๐ – ๐ข๐ฆ๐

๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ต๐ฐ๐ฃ๐ฆ 31 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025 โ Mitana anjara toerana lehibe aminโny fampahombiazana ny asa fikajiana ny tontolo iainana ny fandraisanโandraikitry ny sehatra isan-tsokajiny, anisanโizany ny firaisamonim-pirenena (
#OSC) misandrahaka manerana ny Nosy.

Nisy arakโizany ny ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ niarahanโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) sy ๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ๐ผ๐ป๐ถ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ (
#๐ข๐ฆ๐) ๐บ๐ฎ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ด๐ฌ, notanterahina teny Soanala โ Ambatobe, nifampizarana sy niadiana hevitra momba ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ eo aminโny roatonta aminโny sehatry ny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐.

๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ teo aminโny
#๐ ๐๐๐ sy ny
#๐ข๐ฆ๐ ity notanterahina ity. Tapaka nandritra izany fa hametrahana fandrindrana manokana ny hanohizana ny fifampidinihana sy ny fifanakalozan-kevitra tahaka izao.

Nandray anjara tamin’ity dinika nasionaly ity ihany koa ny Filohanโny ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eo anivonโny ๐๐ป๐๐ฒ๐ป๐ถ๐บ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ.
Date de publication : 4 aoรปt 2025