par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juil 7, 2025
𝘈𝘯𝘬𝘢𝘳𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢, 2 𝘫𝘰𝘭𝘢𝘺 2025 – Hanamafisana ny 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗳𝗼 dia tsy maintsy irosoana ny fampiasana ny teknolojia vaovao. Avy amin’ny alalan’izy ireny no ahafahana 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗳𝗼 na doro tanety izany na doro ala. Miroso...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juil 7, 2025
𝘈𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢𝘳𝘪𝘷𝘰, 1𝘦𝘳 – 2 𝘫𝘶𝘪𝘭𝘭𝘦𝘵 2025 « 𝘈𝘨𝘪𝘳 𝘦𝘯𝘴𝘦𝘮𝘣𝘭𝘦 𝘱𝘰𝘶𝘳 𝘭𝘢 𝘣𝘪𝘰𝘥𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘦́ 𝘥’𝘢𝘶𝘫𝘰𝘶𝘳𝘥’𝘩𝘶𝘪 𝘦𝘵 𝘥𝘦 𝘥𝘦𝘮𝘢𝘪𝘯 » Le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable (#MEDD), à travers la Direction Générale de la Gestion de l’Environnement (#DGGE) et l’équipe...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Manamafy ny fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ny DREDD Melaky sy ny mpiara-miombon’antoka izay nahitana ny TPF sy CJV. Mandritra ity volana jona ity dia ireo kaominina rehetra sy zana-tanàna manodidina ny faritra arovana ao amin’ny faritra...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗴𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 Tanora 𝟭𝟯 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼? Monina ao amin’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼̂𝘀𝘆! Te haneho hevitra sy hanome vahaolana momba ny fiarovana ny tontolo iainana ? Fotoana izao hanandratanao ny feonao!...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ao amin’ny Distrikan’Anosibe An’Ala. Tamin’ny 22 hatramin’ny 28 Mey 2025, dia nidina ifotony tao amin’ny Kaominina Ambatoharanana ny Lehiben’ny Sakelim-piadidiam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny...