par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 14, 2025
La 𝗺𝗶𝗴𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 exerce une pression sur les 𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗼𝘁𝗲́𝗴𝗲́𝗲𝘀, notamment à 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮. De nombreuses initiatives ont déjà été mises en place pour réguler ce phénomène, notamment à travers l’installation et l’accompagnement des migrants afin de 𝗽𝗿𝗲́𝘃𝗲𝗻𝗶𝗿 𝗹𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
« Ny famatsiam-bola hiarovana ny fiainana dia : miasa ho an’ny zanak’olombelona sy ny planeta ». Ny fivoriana faha-68 ny Firenena mikambana notanterahina ny 20 desambra 2013 no nanambarana fa ny andron’ny 3 martsa dia natokana ho « Andro maneran-tany...
par Manitra RABENOMANANA | Mar 3, 2025
Nanatanteraka 𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮, tao Fenoarivo atsinanana, ho 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗳𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘁𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼𝗻-𝗷𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗖𝗖𝗢𝗙𝗲𝘂𝘅 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗶𝗿𝗼𝗳𝗼 izay notarihin’ny Préfet an’i Fenoarivo Atsinanana sy ny Governora...
par Manitra RABENOMANANA | Fév 28, 2025
27/02/2025, Rome – Le Directeur général de la FAO a rencontré M. Max Andonirina Fontaine, Ministre de l’Environnement et du Développement durable de Madagascar, au siège de la FAO, en marge de la session reprise de la COP16.2 de la CDB, et a exprimé sa...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 20, 2025
Anisan’ireo paikady entina miady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ny fanamafisana ny serasera sy ny fanabeazana ny tsirairay amin’ny fikajiana ny tontolo iainana. Niara-namolavola fitaovan-tserasera entina manatanteraka fanentanana eny ifotony arak’izany ny...