๐ณ๐ฟFanamby iray lehibe anamafisana ny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ny fampiroboroboana ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ eny anivonโireo orinasa isan-tsokajiny sy ny tokatrano tsirairay.
๐ฟNy orinasa #FLORAMAD, orinasa mpamokatra ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ ao ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, dia efa misehatra tanteraka aminโny fampiasana izany angovo madio izany. ๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ intsony izy ireo fa ny fakonโireo ravinkazo izay ahodiny ho lohamenaka ihany no ampiasaina ho lasa angovo manodina ny alambika amokarana lohamenaka. Ny tetikasa PIC3 no namatsy ity fitaovana ity.
๐ฟ๐ฑToa izay ihany koa ny ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ก๐ผ๐๐ ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ao ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ฒ๐ป๐ผ, izay manokatra โ๐ฒฬ๐๐ต๐ฎ๐ป๐ผ๐นโ avy aminโny fary. Tsy mampiasa kitay intsony ihany koa ity orinasa ity fa ny faikana fary avy nahodiny ihany no ataonโizy ireo solona kitay.
๐ณ๐ณMandray anjara lehibe aminโny fiarovana ny ala ny fampiasana fitaovam-pamokarana mihodina aminโny ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ tahaka izao ka ezahina ny hanaparitahana izany hoy Andriamatoa Minisitra Max Andonirina Fontaine nandritra ny fitsidihany ireto orinasa ireto.๐ฟ