par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 20, 2025
La cérémonie de 𝗰𝗹𝗼̂𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗣𝗮𝘆𝘀𝗮𝗴𝗲𝘀 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗮𝗻𝘀 𝗹’𝗘𝘀𝘁 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 s’est tenue le 𝟭𝟵 𝗺𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟱 à l’Hôtel Colbert, Antananarivo. Financé par le 𝗚𝗿𝗲𝗲𝗻 𝗖𝗹𝗶𝗺𝗮𝘁𝗲 𝗙𝘂𝗻𝗱 (#GCF) et mis en œuvre par 𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗜𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 (#CI) sous l’égide du 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 14, 2025
La 𝗺𝗶𝗴𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 exerce une pression sur les 𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗼𝘁𝗲́𝗴𝗲́𝗲𝘀, notamment à 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮. De nombreuses initiatives ont déjà été mises en place pour réguler ce phénomène, notamment à travers l’installation et l’accompagnement des migrants afin de 𝗽𝗿𝗲́𝘃𝗲𝗻𝗶𝗿 𝗹𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 11, 2025
Toerana mahafinaritra fitsangatsanganana sy fakana aina ao amin’ny kaominina ambonivohitra Antsiranana I ny “lalana la Corniche”. Vokatry ny tsy fitandremana ataon’ireo mpitsidika sy ny mpandalo anefa dia lasa feno loto sy fako plastika teo amin’ity toerana ity. Ny 7...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Loza mitatao ho an’ny tontolo iainana an-dranomasina ny fandotoana ateraky ny fako indrindra ny fako plastika. Entina misoroka izany dia nifamotoana nanatanterana fanadiovana ny moron-dranomasina ao amin’ny kaominina Manompana – Faritra Analanjirofo...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
« Ny famatsiam-bola hiarovana ny fiainana dia : miasa ho an’ny zanak’olombelona sy ny planeta ». Ny fivoriana faha-68 ny Firenena mikambana notanterahina ny 20 desambra 2013 no nanambarana fa ny andron’ny 3 martsa dia natokana ho « Andro maneran-tany...