par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 27, 2025
L’aire protégée de 𝗕𝗼𝗺𝗯𝗲𝘁𝗼𝗸𝗮-𝗕𝗲𝗹𝗲𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮, située dans le district de 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗜𝗜, occupe une place cruciale dans l’équilibre environnemental, économique et social de la 𝗿𝗲́𝗴𝗶𝗼𝗻 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆. Réputée pour sa beauté naturelle, elle attire de nombreux touristes, tandis que ses...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 25, 2025
Nanatanteraka fambolen-kazo tao amin’ny Allée des baobabs – Morondava ny fianakaviamben’ny Loholona eto Madagasikara ny 22 martsa 2025. Zanakazo 10.000 fototra no novolena tamin’ny velaran-tany 12 Ha, izay nahitana Reniala 1.000, Tainakanga 1.000 ary Anakaraka 8.000....
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 25, 2025
Tonga nitsidika ilay Polisy naratra mafy teo am-panatanterahana ny asany tamin’ny fanenjehana ireo mpitrandraka harena ankibon’ny tany tsy ara-dalàna ao anatin’ny faritra arovana Anjanaharibe Sud ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy Fandrosoana...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 24, 2025
Dans un contexte mondial marqué par la pollution de l’air, Madagascar fait face à des niveaux préoccupants, avec une concentration moyenne de particules fines (PM2.5) de 22 µg/m³, dépassant le seuil recommandé par l’OMS (15 µg/m³). Pour y remédier, le gouvernement a...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 24, 2025
Teny amin’ny 𝗧𝗼𝗯𝗶𝗻’𝗮𝗹𝗮 𝗦𝗶𝘀𝗮𝗼𝗻𝘆 – 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝘀𝘆 no nanamarihana tamin’ny fomba ofisialy ny “𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮, sady 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮, androany 𝟮𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱. Hetsika izay notarihan’Andriamatoa 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 Max Andonirina Fontaine,...