๐Ÿ“๐˜๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ณ, 20 ๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny ala sy ny harena voajanahary ao aminโ€™ny Faritra SAVA dia nametraka paikady vaovao ny teo anivonโ€™ny Goverinoran’ny Faritra Sava, ny DREDD SAVA ary ny WWF Madagascar. Natsangana arakโ€™izany ny Komitim-paritra ho anโ€™ny โ€œร‰nergie Biomasseโ€ izay notanterahina tao Vohemar ny 20 jona 2025 lasa tao.
๐Ÿ”ฅTsindry lehibe mihatra aminโ€™ny ala voajanahary ny fanapahana hazo tsy ara-dalร na amokarana arina sy kitay. Manoloana izany, napetraka ity paikady vaovao ity izay mikendry ny hanoloana ireo loharanon-angovo manimba ny ala sy ny tontolo iainana ireo, aminโ€™ny angovo azo avy aminโ€™ny fako maro isan-karazany avy aminโ€™ny natiora fantatra aminโ€™ny hoe โ€œรฉnergie biomasseโ€.
๐ŸŽฏTanjona aminโ€™ny fametrahana ity Komitim-paritra ity arakโ€™izany ny fandrindrana sy ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ireo drafitrโ€™asa napetraka ho fampiroboroboana ny โ€œรฉnergie biomasseโ€ eo anivonโ€™ny faritra SAVA ary ny fanamafisana ny fanentanana aminโ€™ny fampanarahan-dalร na mahakasika ny famokarana arina fandrehitra.
๐ŸŒฟNitarika ny atrikasa ny Governoranโ€™ny Faritra SAVA, ny DREDD SAVA ary nahitana ny solontenanโ€™ireo mpamokatra sy mpivarotra arina fandrehitra, ny mpitandro ny filaminana, ireo Benโ€™ny tanร na ary ny mpisehatra isan-karazany izay voakasika ny fiarovana ny ala.
Date de publication : 7 juillet 2025

Suivre d'autres actualitรฉs