ยซย ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐
๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ย ยป

๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ, 11 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025 – Nandray anjara taminโny fanamarihana ny andro afrikanina amin’ny ady amin’ny kolikoly (
#JALCC), izay notanterahina teto Antananarivo, ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) taminโny alalanโny Direction de l’Unitรฉ de Lutte contre la Corruption (
#DULC). Hetsika izay notarihanโny Filohan’ny Comitรฉ pour la Sauvegarde et l’intรฉgritรฉ (
#CSI).

Fanentanana maro isan-karazany mahakasika ny ady aminโny kolikoly no nanamarihana ity fotoana ity. Ho anโny MEDD manokana dia nasongadina manokana fa ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ eto anivonโny Ministera ny ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐, izay mitana anjara toerana lehibe aminโny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ท๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ. nampahafantrarina nandritra izany ireo dingana sy asa vitanโireo ๐ฆ๐๐ฟ๐๐ฐ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ ๐๐ป๐๐ถ-๐๐ผ๐ฟ๐ฟ๐๐ฝ๐๐ถ๐ผ๐ป ยซย
#STACย ยป eto anivonโny Ministera.

Ny MEDD dia miara-miasa aminโny ankolafy isan-tsojajiny hanamafisana ny ady aminโny kolikoly, anisanโizany ny Transparency International izay nanamarika ihany koa ny faha-25 taonany taminโity herinandro ity..