
Nandray anjara taminโny diabe iraisana izay notanterahina androany 4 jona 2025 ny Minisiteranโny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD). Hetsika izay tafiditra ao anatinโny fanamarihana ny faha-65 taona niverenanโny Fahaleovan-tenanโi Madagasikara.
ยซย ๐๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ช๐ข๐ท๐ข๐ฏ-๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ต๐ข๐ณ๐ช๐ฌ๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ขย ยป.