๐ณ๐ ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ

Mifamatotra akaiky ny fiarovana ny harena voajanahary sy ny fanajร na ny fomba amam-panao nentim-paharazana. Hahafahana mampiroborobo izany dia nisy ny fanadihadiana nataonโny
#DREDDMenabe sy ny tetikasa
#S2NAP izay notanterahina tao aminโny fokontany dimy ahitana ala honko ao aminโny distrikanโi
#Morondava : Kimony, Betania, Lovobe, Bosy ary Kivalo.

Sokajinโolona maro no nanatanterahana ity fanadihadiana ity, nahitana ny mpanao asa tanana, mpitsabo nentim-paharazana, mpanjono sy mpamboly, tangalamena, mpanao arina sy mpanamboatra botry, ary ireo mpiaro ny tontolo iainana na ny VOI.


Nambaranโireo mpandray anjara fa mitana andraikitra lehibe aminโny fiarovana ny honko sy ny zavaboahary ny soatoavina nentim-paharazana, ka tokony hokajiana sy hampidirina aminโny paikady ara-tontolo iainana.
Date de publication : 19 juin 2025