โ™ป๏ธ โ€œ๐˜•๐˜ฐ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ท๐˜บ ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฑ๐˜ญ๐˜ข๐˜ด๐˜ต๐˜ช๐˜ฌ๐˜ขโ€
โ™ป๏ธ Olontsotra miisa 20 no nisitraka fiofanana mahakasika ny famokarana arina ekolojika tao Sainte-Marie, nandritra ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho anโ€™ny tontolo iainana.
๐ŸŒฟ Zava-dehibe hoy Andriamatoa Minisitra Max Andonirina Fontaine ny fanatanterahana izao fampiofanana izao ahafahana manapariaka ny fahaiza-manao aminโ€™ny famokarana ny arina ekolojika sy hanamorana ny fanjifana azy.
โ™ป๏ธ Fiaraha-miasa teo aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) sy ny Madagascar Clean Cooking Initiative (#MCCI) no nanatanterahana izao fampiofanana izao.
๐Ÿค Hahafahanโ€™ireo mpiofana mamokatra arina ekolojika araka ny fiofanana azony dia nisy ihany koa ny fampitaovana nomena azy ireo.
Date de publication : 10 juin 2025

Suivre d'autres actualitรฉs