🌳🚛Vokatry ny 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗦𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 𝗖𝗜𝗥𝗘𝗙/ 𝗖𝗘𝗙 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 dia tra-tehaka tao Ampitambe, Kaominina Ambohibary – Moramaga ny fiara 𝗸𝗮𝗺𝗶𝗮𝗼 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗮𝘁𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗱𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟰𝟮𝟭.🌿
🌳🌿𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟮 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼𝘁𝗿𝗮 niaraka tamin’ireto hazo ireto, ny tompon’ny hazo sy ny mpamily ilay fiara. Natolotra ny fitsarana izy ireo taorian’ny fanadihadiana ary 𝗻𝗮𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗷𝗮 𝘃𝗼𝗻𝗷𝗶𝗺𝗮𝗶𝗸𝗮 miandry ny fotoam-pitsarana azy. Ireo hazo sy ny fiara kosa dia nogiazana.
⚠️❌️Ampatsiahivina hatrany isika fa 𝗶𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮. Asaina arak’izany ny tsirairay hanaraka ny lalàna sy ny fepetra mifanaraka amin’izany, ary tsy hisalasala hanatona ny 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗹𝗲𝗮𝘃𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 (𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗/𝗗𝗜𝗥𝗘𝗗𝗗).
Date de publication : 25 février 2025

Suivre d'autres actualités