Madagasikara Vonona Amin’ny Fandraisana ny Fihaonambem-pirenena SADC: Hanomboka Eto Antananarivo ny Fivoriana Voalohany

Vonona i Madagasikara amin’ny fandraisana ny Fihaonana an-tampon’ny SADC.

Hanomboka rahampitso eto Antananarivo ny fivoriana voalohany hiarahan’ireo mpiasam-panjakana ambony sy ny manampahaizana manokana momba ny RISDP.

Efa tonga eto an-toerana ny Sekretera Mpanatanteraky ny SADC.
Date de publication : 5 août 2025