Madagasikara ho Talen’ny Filoha SADC! Andao Hahalala Bebe Kokoa ny SADC
Développement durableMinistère

Handray ny fihaonana an-tampony faha45-n’ny SADC isika ny 03 hatramin’ny 18 Aogositra 2025. Madagasikara amin’ny alalan’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA, no ho Filohan’ny SADC manomboka eo ary mandritry ny herintaona.
Date de publication : 16 juillet 2025