Fanohanana sy fanentanan’Andriamatoa Minisira Max Andonirina ireo atleta ho an’ny ASIEF 2025
Ministère
Nanolotra 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ho an’ireo 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻-𝘁𝗲𝗻𝗮 eto anivon’ny #𝗠𝗘𝗗𝗗, Andriamatoa Minisira Max Andonirina Fontaine ho fanohanana sy famporisihana ny 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗶𝘇𝗮𝗺-𝗯𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 izay miantoka ny fahasalamana ho an’ny mpiara-miasa tsirairay.
Nandritra ity fotoana ity ihany koa no nanomezan’Andriamatoa Minisitra 𝘁𝘀𝗼𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼 ireo 𝗮𝘁𝗹𝗲𝘁𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗲𝗸𝗶𝗽𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗗𝗗 , izay hiatrika ny 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝘆 𝗔𝗦𝗜𝗘𝗙 ho tanterahina any Mahajanga ny volana aogositra izao.