๐ฆ ๐ฎ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ : ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฆฉ

โ๐๐บ ๐ป๐ข๐ท๐ข๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐บ ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ณ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ฏ๐ฐ ๐ง๐ฐ๐ต๐ฐ๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฐ๐ท๐ข๐ช๐ฏ๐ซ๐ข๐ง๐บโ



Tombotsoa maro no sitrahintsika avy aminโny zavaboahary, toa ny sakafo, ny rano, ny fanafody, ny rivotra madio, ny akora ilaina aminโny andavanandro, ny angovo, sns.

Toa ireo firenena mpikambana ao aminโny Fifanarahana iraisam-pirenena momba ny karazanjavamananaina, dia manamarika ny andro iraisam-pirenena ho anโny karazanjavamananaina ihany koa isika eto Madagasikara.

Ny 28 – 29 may 2025 izao, ao aminโny

Kianja Barea, no hanamarihantsika izany.
Date de publication : 27 mai 2025