🌳🌿Ho fanamafisana ny 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗼𝗹𝗮𝗺𝗯𝗼 ao amin’ny Distrikan’i Fandriana – Faritra 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗮 dia nisy ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 teo amin’ity faritra arovana ity izay nanaovan’ny mponina manodidina sy ny mpitantana ny valanjavaboahary 𝘃𝗲𝗹𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 amin’ny fiarovana sy ny fitantanana maharitra ity ala ity.🌿 Fikambanana Vondron’olona ifotony (VOI) miisa 10 manodidina ny valanjavaboahary sy ny Madagascar National Parks no nanatanteraka ity 𝗧𝘀𝗶𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 ity, izay natrehan’ny #DREDD sy ny #DRCC Amoron’i Mania, ny Ben’ny Tanàna, ireo Ray aman-dReny toteny eo amin’ny fiarahamonina ary ny tompon’andraikitra eny ifotony.🌳

Date de publication : 9 juillet 2025

Suivre d'autres actualités