๐ฟ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฆ๐๐ฉ๐: ๐ก๐ฎ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐ถ๐๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ โ๐ฬ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ด๐ถ๐ฒ ๐๐ถ๐ผ๐บ๐ฎ๐๐๐ฒโ

๐๐ฐ๐ฉ๐ฆ๐ฎ๐ข๐ณ, 20 ๐ซ๐ฐ๐ฏ๐ข 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny ala sy ny harena voajanahary ao aminโny Faritra SAVA dia nametraka paikady vaovao ny teo anivonโny
Goverinoran’ny Faritra Sava, ny
DREDD SAVA ary ny
WWF Madagascar. Natsangana arakโizany ny Komitim-paritra ho anโny โรnergie Biomasseโ izay notanterahina tao Vohemar ny 20 jona 2025 lasa tao.

Tsindry lehibe mihatra aminโny ala voajanahary ny fanapahana hazo tsy ara-dalร na amokarana arina sy kitay. Manoloana izany, napetraka ity paikady vaovao ity izay mikendry ny hanoloana ireo loharanon-angovo manimba ny ala sy ny tontolo iainana ireo, aminโny angovo azo avy aminโny fako maro isan-karazany avy aminโny natiora fantatra aminโny hoe โรฉnergie biomasseโ.

Tanjona aminโny fametrahana ity Komitim-paritra ity arakโizany ny fandrindrana sy ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ireo drafitrโasa napetraka ho fampiroboroboana ny โรฉnergie biomasseโ eo anivonโny faritra SAVA ary ny fanamafisana ny fanentanana aminโny fampanarahan-dalร na mahakasika ny famokarana arina fandrehitra.

Nitarika ny atrikasa ny Governoranโny Faritra SAVA, ny DREDD SAVA ary nahitana ny solontenanโireo mpamokatra sy mpivarotra arina fandrehitra, ny mpitandro ny filaminana, ireo Benโny tanร na ary ny mpisehatra isan-karazany izay voakasika ny fiarovana ny ala.
Date de publication : 7 juillet 2025