

Nisantatra ny taom-pikarakarana ny hazo novolena isika teto amin’ny faritra Atsinanana anio 09 mey 2025.
Nisy ny hetsika natao isaky ny Distrika :






Fanadiovana, fanokafana ny aro afo, fanosohana ny zana-kazo maty, fanatevenana ny fambolena vita no asa niarahana tamin’ny ekipan’ny DREDD Atsinanana, ny mpiasa an-tselika, ny mpiara-miombon’antoka ary indrindra ny fokonolona.
Hatreto dia tsara ny vokatra satria mahatratra 90% ny taham-pahombiazana. Tanjona ho tratrarintsika ny ahatratra taham-bahombiazana 85% farafahakeliny.
Tsy tratra anefa izany raha tsy isika tsirairay no miaraka manara-maso sy mikolokolo ny hazo novolen-tsika ka hotohizantsika amin’ny toerana hafa ity asa natomboka androany ity.