๐ฑ๐๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฃ๐๐๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ๐ ๐ฎ๐บ๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ : ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
Aires ProtรฉgรฉesEnvironnement


๐๐จ๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ฏ๐จ๐ข๐ฏ๐ข, 14 ๐๐ฐ๐ฏ๐ข 2025 โ Notanterahina ny 12 ka hatraminโny 14 Jona 2025 lasa teo tao Ambanja ny atrikasa rejionaly nanaovana tombana ny zavabita sy handrindrana ny asa eo anivonโny tetikasa PCD2 Honko Mamelonjafy any aminโny tapany avaratrโi Madagasikara. Tanjonโity tetikasa ity ny hanarenana ny ala honko simba sy hanatsarana ny fari-piainanโireo mponina miankina aminโny jono.

Ny Tetikasa PCD2 Honko Mamelonjafy dia eo ambany fiahianโny Minisiteranโny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD,
#DREDDDIANA) ary tanterahinโny Madagascar National Parks (
#MNP) miaraka aminโny Association Famelona, Conservation International (
#CI) ary Wildlife Conservation Society (
#WCS).


Anisanโny nisongadina nandritra ity atrikasa ity ny fanolorana fitaovam-panjonoana maro isan-karazany ho anโny fikambananโny mpanjono ao Agnorotsangana – Ambanja

: vedette, lakana, gilets de sauvetage, fitaovana fitehirizana tondro (fumoir),…ho fanohanana ny fivelomanโny mponina sy fanohanana ny fitantanana maharitra ny harena an-dranomasina.
Date de publication : 19 juin 2025