Ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ dia manamafy hatrany fa ivelanโny ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฏ๐ฒ ๐ฃ๐๐ฏ๐ฎ ny faritra natokana hitrandrahanโny orinasa ๐๐ฎ๐๐ฒ ๐ง๐ผ๐น๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ. Mamaritra izany ny saritany zaraina amintsika etsy ambany.
Tsy afaka ny nahazo fahazoan-dalana hitrandraka ity orinasa ity raha toa ka misy tafiditra anaty faritra arovana ny toerana anaovana ny fitrandrahana.
๐๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ arakโizany ny famoaham-baovao izay naparitakโAndriamatoa ๐ฃ๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ธ ๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ milaza fa tafiditra ao anatinโny faritra arovana Ranobe PK32 ny fitrandrahana izay ataonโny orinasa Base Toliara.