โœ…๏ธ Manamafy ny fanentanana aminโ€™ny ady aminโ€™ny doro tanety sy ny doro ala ny DREDD Melaky sy ny mpiara-miombonโ€™antoka izay nahitana ny TPF sy CJV. Mandritra ity volana jona ity dia ireo kaominina rehetra sy zana-tanร na manodidina ny faritra arovana ao aminโ€™ny faritra Melaky no nosafidiana hanatanterahana ny fanentanana. Ny 2 hatraminโ€™ny 14 jona teo dia tao aminโ€™ny kaominina Veromanga, Maintirano, Tambohorano, Andranovao, Betanatanana ary Andrea izay manodidina ny faritra arovana Mandrozo no nanatanterahana izany. Ankoatra ny fanentanana dia ampahafantarina ireo mponina ihany koa ny lalร na mifehy ny afo sy ireo tombontsoa azo avy aminโ€™ireo faritra arovana ireo.
โœ…๏ธ Hitohy hatrany izao hetsika izao hampahafantarana ny tsirairay ny vokadratsy ateraky ny afo sy hanentanana ny tsirairay hanatsaratra ny fampiasana afo aminโ€™ny fambolena izay anisanโ€™ny mitarika ny doro tanety sy ny doro ala.
Date de publication : 19 juin 2025

Suivre d'autres actualitรฉs