Anisanโny mitana anjara toerana lehibe aminโny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala eny anivonโny kaominina sy ny Fokontany ny #KASTI na ๐๐ผ๐บ๐ถ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ. Nihaona taminโireo mpikambana ao aminโny KASTI ao aminโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ฏ๐ฎ๐ฏ๐ฎ, ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ, ๐๐ป๐ผ๐๐, ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ฒ ao aminโny Distrikanโi Tsiroanomandidy sy ny kaominina ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ผ๐บ๐ฏ๐, ๐ธ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ, ๐ง๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ, ๐๐ฒ๐๐ฎ๐ถ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ao aminโny Distrikanโi Fenoarivobe ny #DIREDDItasyBongolava , nitondra fanentanana sy nanetsika ireo mpikambana aminโny fiatrehana ny doro tanety sy ny doro ala.
Ankoatra ny fanamafisana ny fanentanana dia tanjona aminโizao fihaonana izao ihany koa ny fanavaozana ny birao mpitarika ny KASTI hahafahanโizy ireo mandrindra ny ady aminโny doro tanety sy ny doro ala. Tonga niatrika ireo fotoana ireo avokoa ny tomponโandraikitra eo anivonโny kaominina sy ny Chef Fokontany.