๐ŸŒฟHo tohinโ€™ny fakan-kevitra efa natao tany Antsiranana sy Mahajanga mahakasika ny fisitrahana ny famatsiam-bola ho anโ€™ny toetrandro dia anjaranโ€™ny faritra Androy indray no nandray ny ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ izay notanterahina tao Ambovombe.
Tafiditra ao anatinโ€™ny fanatanterahana ny rohifiasanโ€™ny ๐—”๐˜‚๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ก๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐——๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—ด๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ (#AND) anโ€™ny ๐—ง๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ (#GCF) eto Madagasikara ity atrikasa ity, izay nokarakarainโ€™ny ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—œ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ณ๐˜† (#MEDD) sy ny #FAO.
๐ŸŒณMpisehatra maro miankina sy tsy miankina aminโ€™ny fanjakana ary firaisamonim-pirenena avy aminโ€™ny faritra Anosy, Androy ary Atsimo Andrefana no nifanakalo hevitra momba ny hanamorana sy hamaritana ny rafitra fomba fiasa aminโ€™ny fisitrahana ny famatsiam-bola ho anโ€™ny toetrandro.
๐ŸŽฏTanjonโ€™ny atrikasa ny fanangonana ny hevitry ny mpisehatra isan-tokony mahakasika ny rohifiasa AND, sy fametrahana fitaovana mahomby hanamorana ny fidirana aminโ€™ny famatsiam-bolanโ€™ny GCF ary fanamafisana ny fampitam-baovao.
Date de publication : 8 aoรปt 2025

Suivre d'autres actualitรฉs