๐ŸŒณ๐˜›๐˜ฐฬ‚๐˜ญ๐˜ข๐˜จ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ, 18 ๐˜‘๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜บ 2025 โ€“ Nandritra ny fanamarihana ny ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† tao Tolagnaro, dia nanao sonia ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) sy ny Catholic Relief Services (#CRS) taminโ€™ny alalanโ€™Andriamatoa Minisitra Max Andonirina Fontaine sy Andriamatoa ๐—”๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป ๐—ฆ๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ, Solontenam-paritry ny CRS eto Madagasikara.
๐ŸŒตTanjona ao anatinโ€™ity fifanaraham-piaraha-miasa ity ny fanamafisana ny asa fanarenana ny tany simba, fampiroboroboana ny fanaovana alavadimboly, fampitomboana ny vola miditra aminโ€™ireo tantsaha, ary ny fanohanana ny mponina eny ifotony hiatrika ny fiovanโ€™ny toetrandro.
๐ŸŒตMandritra ny roa taona azo havaozina ny faharetanโ€™ity fifanaraham-piaraha-miasa ity, izay manamafy ny dingana fiarovana ny tontolo iainana ho anโ€™ny fandrosoana maharitra eto Madagasikara.
Date de publication : 29 juillet 2025

Suivre d'autres actualitรฉs