๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข, 2 ๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜บ 2025 – Hanamafisana ny ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ dia tsy maintsy irosoana ny fampiasana ny teknolojia vaovao. Avy aminโ€™ny alalanโ€™izy ireny no ahafahana ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ na doro tanety izany na doro ala.
๐Ÿ’ก๐ŸŒฟ Miroso tanteraka aminโ€™izany fampiasana izany teknolojia izany ireo Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——) ankehitriny. Nisitraka fampiofanana aminโ€™ny fampiasana ๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฒ sy ny fikirakirana ny ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† avy aminโ€™ny ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ iarahana aminโ€™ny ๐—š๐—น๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ๐—น ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜ ๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฐ๐—ต, ireo teknisianina eo anivonโ€™ny #DREDDSofia, #DREDDDIANA, #DIREDDBoenyBetsiboka, #DREDDMelaky sy ireo mpitantana faritra Arovana ao anatinโ€™ny Faritra #Sofia, #DIANA, #Melaky ary #BoenyBetsiboka, ny 30 Jona hatraminโ€™ny 02 Jolay 2025, entina miady aminโ€™ny doro tanety sy ny doro ala.
โœ๏ธ๐ŸŒณ Tao aminโ€™ny valanjavaboaharinโ€™ Ankarafantsika no notanterahina ny fampiofanana ary ny Conservation Allies no nampiofana sy nanao tantsoroka izany
๐ŸŒฟ๐ŸŒณ Tombony lehibe aminโ€™ny fampiasana ๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฒ ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ary saritany avy aminโ€™ny ๐—š๐—น๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ๐—น ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜ ๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฐ๐—ต dia ahafahana ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—”๐—น๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ aminโ€™ny toerana iray ka manamora ny fandraisana fepetra haingana.
Date de publication : 7 juillet 2025

Suivre d'autres actualitรฉs