๐จ Fanondranana an-tsokosoko voasakana: Sokatra 78 sy Varika 10 tratra tao Mahajanga
BiodiversitรฉEnvironnement

๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ nitondra ireto biby arovana ireto. Araka ny fanadihadiana natao dia nokasaina haondrana an-tsokosoko any ๐ง๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ฒ izy ireo.


Noraisinโny
#DIREDDBoenyBetsiboka an-tanana ireto biby ireto ary halefa any aminโny ivon-toerana matihanina ahafahana mikarakara azy sy manara-maso ny fahasalamany.

Mifaome tanana ny
#Zandarimariampirenena sy ny
#๐ข๐ฃ๐ eto anivonโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#MEDD) aminโny fanohizana ny fanadihadiana ahafahana misambotra ny tomponโantoka rehetra aminโizao fandikan-dalร na izao.


Ankasitrahana tanteraka ny fanomezam-baovao izay nanampy taminโny fanatrarana ity fikasana fanondranana an-tsokosoko biby arovana ity.
Date de publication : 4 aoรปt 2025