📍 𝗊𝘁𝗮𝗱𝗲 𝗕𝗔𝗥𝗘𝗔 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮
📅 𝟭𝟯 – 𝟭𝟰 𝗺𝗮𝗶 𝟮𝟬𝟮𝟱.
🌳 Hetsika miavaka ahafahantsika mamantatra bebe kokoa ny tontolon’ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗌𝗻𝘁𝗌𝗹𝗌 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 ! 👩‍🎓
🌿📣 Misy tranoheva maro isan-karazany ato ampahafantarana antsika ireo karazana fitaovana, torohay ary fahaiza-manao mahakasika ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny serasera ara-tontolo iainana ho an’ny fandrosoana lovainjafy.
👥 𝗧𝗌𝗻𝗎𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗌 !
🎟 𝗙𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗜𝗌𝗮𝗻𝗮 ! 💪🌎🌿
« 𝗛𝗮𝗺𝗲𝗹𝗮 𝗹𝗌𝘃𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗞𝗌 𝗮𝗵𝗌 »
Date de publication : 16 mai 2025

Suivre d'autres actualités