๐ณ๐ข๐ฏ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐๐๐ฎ: ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฆฉ
Aires ProtรฉgรฉesBiodiversitรฉEnvironnement

ยซย Ny famatsiam-bola hiarovana ny fiainana dia : miasa ho an’ny zanak’olombelona sy ny planetaย ยป.


Ny fivoriana faha-68 ny Firenena mikambana notanterahina ny 20 desambra 2013 no nanambarana fa ny andron’ny 3 martsa dia natokana ho ยซย Andro maneran-tany ho an’ny fiainana dia. Fotoana ankalazana sy ampahafantarana ny zavamaniry sy ny biby dia sy ny zavatsoa entiny eo amin’ny fiainantsika zanakโolombelona .


Ity ๐ฑ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ณ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐
#CITES na fifanarahana momba ny varotra iraisam-pirenena momba ny biby sy zavamaniry dia tandindomin-doza ao anaty ala tamin’ny taona 1973.
Date de publication : 4 mars 2025