๐ณ๐ฎ๐ฒ ๐ท๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ ๐ฎโโ๏ธ

ยซย ๐๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ช๐ข๐ท๐ข๐ฏ-๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ต๐ข๐ณ๐ช๐ฌ๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ขย ยป


Notontosaina teo aminโny Kianja – Barea Mahamasina ny Matso lehibe nanamarihana ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ฒ๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ฒ๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ถ๐ท๐ผ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ต๐, notarihanโAndriamatoa Filohanโny Repoblika Andry Rajoelina.

Nandray anjara taminโity matso lehibe ity ny ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ ๐๐ ๐๐น๐ฎ eto anivonโny Ministeranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD).


Niarahaba manokana ireto ๐ ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐น๐ฎ ireto Andriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine satria dia niavaka manokana ny matso izay nataonโireo Mpianala miisa 118 androany. Ny taona 1982 no hita nanatanteraka matso farany niaraka taminโny basy ny Mpianala. Anio dia niverina afaka nitondra basy indray izy ireo amin’ny maha ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐น๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ azy.
Date de publication : 7 juillet 2025