๐ŸŒŠNihaona taminโ€™ireo mponina sy ny Vondronโ€™olona ifotony (#VOI) ao aminโ€™ny fokontany manamorona ny ranomasina ao anatin’ny ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐——๐—ฒ๐—น๐˜๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—•๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐˜€๐˜‚๐—ฟ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ao aminโ€™ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ ny ๐—–๐—˜๐—™ ๐—•๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐˜€๐˜‚๐—ฟ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ao anatinโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ sy ny solontenanโ€™ny #DRPEB ao ๐—•๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐˜€๐˜‚๐—ฟ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ary ny ๐—™๐—ฒฬ๐—ฑ๐—ฒฬ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—œ ๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ.
๐ŸŒŠ๐ŸขFampatsiahivana ireo mpanjono ny maha-zava-dehibe ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ na ยซย ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผย ยป no nifantohanโ€™ny fanentanana. Ity toerana ity izay ahitana ireo karazam-biby ireo, saingy tandindonin-doza izy ireo vokatry ny tsindry maro mihatra aminy. ๐ŸŒฟ
๐ŸŒŠNampatsiahivina azy ireo taminโ€™izany fa voasokajy ao anatinโ€™ny ๐—ฏ๐—ถ๐—ฏ๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ny โ€œ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผโ€ ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ka voarara ny fanjonoana azy. Efa manakaiky ihany koa izao ny fotoana fanatodizanโ€™ny soka-dranomasina izay iakarany eny aminโ€™ny torapasika ka tsy tokony ho voaelingelina izy ireo aminโ€™izany satria dia miantoka ny fitombonโ€™ny isanโ€™ireto biby ireo ny fiarovantsika azy hanaranaka.๐Ÿข
Date de publication : 16 septembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs